Entry etsaka
Part of speech adjective
Malagasy definition lena tanteraka amin' ny rano na ranonorana, vonto
¶ boboka, ampoka [Rajemisa 1985]
French definition imbibé, saturé d'eau [Abinal 1888]
Examples 
1Etsaky ny orana ny tambohonay vao natsangana ka nirodana [Rajemisa 1985]
2Etsaky ny ranonorana ny ampiantany ka nietsaka (Le mur en terre a été imbibé de pluie et s’est éboulé) [Abinal 1888]
Derivations 

Entry etsaka
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Bara] tofoka [Rakotosaona 1972]
 afa-po tanteraka: Etsaka ny faniriako
¶ boboka, ampoka [Rajemisa 1985]
English definition sufficient, enough. Used primarily of that which quenches thirst, and then of anything which is sufficient or enough [Richardson 1885]
French definition satisfait, comblé [Abinal 1888]
Examples 
1Etsaka hatramin ’ ny volondohako aho (Je suis imbibé jusqu’aux cheveux de ma tête = Je suis très satisfait [Abinal 1888]
2Etsaka ny faniriako (Mes voeux sont comblés [Abinal 1888]
Derivations 

Entry etsaka
Part of speech noun
Malagasy definition Famelezana tsy mihambahamba sady an-kisesy, famonoana sesilany [Rajemisa 1985]
French definition coups, action de battre [Abinal 1888]
Derivations 
Synonyms etsaketsaka

2017/06/15