Entry | 1 esy |
Part of speech | 2 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza fahakiviana na faharerahan-tsaina ambony ihany, tsy ahafahana manao zavatra iray: Esy! aoka ihany aho hipetraka eto! / Esy! hataoko ahoana no fangataka izany aminy |
Anagrams | 4 esi, esy, ise, sie |
Updated on 2020/07/31 |