Entry esorina (esotra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Alana amin' ny toerana misy azy: Esory itỳ vatankazo itỳ fa manakan-dalana
Ahana, alana: Roanjato no nesoriny tamin' ny karamako
Roahina, alana amin' ny raharaha: Nesorin' ny fanjakana ilay ben' ny tanana tatsy ananona fa nanodinkodina volam-bahoaka [1.1]
Explanations in English To be removed [1.7]
Explanations in French Qu'on enlève, qu'on ôte [1.8]
Morphology 
Present : esorina, esoriko, esorinao, esoriny, esorintsika, esorinay, esorinareo, esorin', esorin-, esorim-, esori-
Past : nesorina, nesoriko, nesorinao, nesoriny, nesorintsika, nesorinay, nesorinareo, nesorin', nesorin-, nesorim-, nesori-
Future : hesorina, hesoriko, hesorinao, hesoriny, hesorintsika, hesorinay, hesorinareo, hesorin', hesorin-, hesorim-, hesori-
Imperative : esory
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20