| Entry (1/2) | 1 esikesika |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Famindra miadana tsy manano sarotra noho ny hatavezana sy ny hasemporana vokatr' izany.
[1.1] |
| Derivatives |
|
| Entry (2/2) | 9 esikesika |
| Part of speech | 10 adjective |
| Explanations in Malagasy |
11 [Betsileo] Enti-milaza omby sady be vatana no matavy
[1.1] |
| Updated on 2026/02/04 |
|