Entry eny ho eny
Elementary words eny ; ho
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Milaza toerana tsy tondroina marina tsara fa tokotokony fotsiny na ombieny ombieny: Rakotra zava-maitso ny tanety rehefa lohataona ary misy voninkazo dia maniry eny ho eny [1.1]

Updated on 2023/01/01