Entry | 1 entanina |
Root | 2 entana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] aingaina, bataina hetsehina tampotampoka |
Explanations in French |
5 [1.3] qu'on soulève, qu’on transporte que la joie ou la peur fait tressaillir, saisi de douleur |
Examples |
6 noentaniny mbola tsy ritra ny vary [1.1] 7 noentanin' ny hambompo izy ka nahavita zavatra tsy nampoizina [1.1] 8 tsy azoko entanina io vata io (je ne puis pas soulever cette caisse) [1.3] 9 nentanin' ny hafaliana ny foko (mon coeur tressaillit de joie) [1.3] 10 nentanin'ny tahotra aho (je tressaillis de peur) [1.3] 11 nentanin' ny alahelo aho, raha nandre ny raiko maty (j’ai été saisi de douleur en apprenant la mort de mon père) [1.3] |
Morphology |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word entanina |
Anagrams | 18 antenain, entanina, ientanan, nantenai, nientana, nitenana |
Updated on 2023/01/20 |