|
|
|
|

Entry1  enjehina
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Arahina: Nenjehiko moramora avy aoriana ry zalahy
Tratrarina an-kazakazaka avy aoriana: Nenjehin' ny polisy ilay mpangalatra ka azony ihany nony afaka folo minitra
Asiana an-kolaka na mivantana: Tsy fantatro izay ratsy nataoko fa enjehin' ny namako aho
Ampijalijalina, trandrahina hatraiza hatraiza: Nenjehina aoka izany ny mpikambana anisan' ny VVS
Explanations in English  4  [1.7] to be pursued, to be persecuted
Explanations in French  5  [1.8] qu'on poursuit, qu'on persécute
Root  6  enjika
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word enjehina

Anagrams  13  anjeheny, enjehina, ienjehan, nienjeha

Updated on 2025/01/21