|
|
|
|

Entry1  enjehina
Root  2 enjika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Arahina: Nenjehiko moramora avy aoriana ry zalahy
5 Tratrarina an-kazakazaka avy aoriana: Nenjehin' ny polisy ilay mpangalatra ka azony ihany nony afaka folo minitra
6 Asiana an-kolaka na mivantana: Tsy fantatro izay ratsy nataoko fa enjehin' ny namako aho
7 Ampijalijalina, trandrahina hatraiza hatraiza: Nenjehina aoka izany ny mpikambana anisan' ny VVS [1.1]
Explanations in English  8 to be pursued, to be persecuted [1.7]
Explanations in French  9 qu'on poursuit, qu'on persécute [1.8]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
All compound words  14 enjehin' ny fieritreretana
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/09