Entry enga
Part of speech   interjection [list]
Malagasy definition   Entina hanehoana ny faniriana ao am-po; ny Enga dia arahin' ny teny hoe anie, ary ny matoanteny milaza ny ho avy no atao eo aorianany mandrakariva: Enga anie ho afaka izy [Rajemisa 1985]
English definition   oh that! may it be so! [Hallanger 1973]
French definition   puisse! plaise à Dieu! [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names  

Entry enga
Part of speech   adjective
French definition   [Tankarana] abandonné (village). (lèmby). [David 1952 (takila E)]
Synonyms   ningia

Updated on 2017/03/10