Entry ekose
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [frantsay ecossais] Ny firenena monina amin' ny tanin' i Ekosy, avaratra andrefan' i Angletera: Malaza ho fatra-pitaitsy lozantany ny Ekose [1.1]
Origin French: ecossais.

Entry ekose
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mikasika an' i Ekosy, an' i Ekosy na avy any Ekosy: Hafa kely ny akanjon' ny lehilahy ekose [1.1]
Origin French: ecossais.

Updated on 2020/07/31