Entry ekoatera
Part of speech noun
Malagasy definition Tsipika iray heverina ho manodidina ny bolan-tany eo afovoany ka manasaka azy tsara, mitovy elanelana amin' ny tendrony atsimo sy avaratra [Rajemisa 1985]
English definition equator: see fehibe [3.1]
French definition équateur: voir fehibe [3.1]
Vocabulary 
Origin French: équateur.
Synonyms fehibe

Entry Ekoatera
Part of speech name (toponym) [full list]
English definition Ecuador [3.1]
French definition Équateur [3.1]
Vocabulary 
Analogues  ekoatorianina

2012/12/26