Entry ekany
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy  [Taisaka, Tanala] Eny [1.78]
 Asolon' ny olona ny Eny raha mamaly sady mitovy hevitra aminy rahateo: Hiainga rahampitso ihany ve ianao ? Ekany ! [1.1]
Explanations in French  [Taisaka] Oui [1.82]
  [Tankarana] Oui, c'est bien cela. [1.19]
Synonyms eka
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31