Entry eisy
Part of speech interjection [full list]
Explanations in Malagasy Ampiasaina araka ny toe-javatra mitranga:
-- na fandavana izany: Eisy! tsy azo ekena izany fangatahanao izany
-- na famporishana hanarina tsy ho kivin' izay efa nitranga: Eisy! aza atao mahakivy izany [1.1]

Updated on 2020/07/31