Entry |
eglizy
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | ¶ Trano ivorian' ny kristianina katolika ka anatrehany ny fombam-pivavahana samihafa ¶ (Mazàna mizara telo manaraka ny lavany ny atin' ny eglizy ary misy andalan' an-dry roa mifanindrana mainpisaraka azy ho telo ka mahatonga azy hibikan-tsambo amin' izy kely sakana nefa lava mitsoroaka; amin' ity hevitra itỳ ny eglizy dia atao hoe koa leglizy, na trano leglizy) [Rajemisa 1985]
|
English translation | a church building [Hallanger 1973]
|
Origin | French: église.
|
|
Entry |
Eglizy
|
Part of speech | name (anthroponym)
|
Malagasy definition | Fitambaran' ny kristianina iray filoha sy iray foto-pampianarana [Rajemisa 1985]
|
English translation | the Catholic church [Hallanger 1973]
|
French translation | l'Eglise Catholique [Hallanger 1974]
|
Origin | French: Église.
|
|