Entry | 1 efonefona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fisafoahana, hatezerana ateraky ny fiheveran-tena ho ambony Hasempotsemporana noho ny hasosorana, ka mila tsy ho avy miaina. |
Explanations in French |
4 [1.3#120] Essoufflement, respiration fréquente, forte ou difficile, fureur, emportement 5 [1.19] [Tankarana] orgueil |
Vocabulary |
6 Emotions |
Root | 7 efona |
Derivatives |
|
Synonyms | 12 efona |
Anagrams | 13 efonefona, nofefenao |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |