Entry | ede | |||
Part of speech | interjection | |||
Explanations in Malagasy | Entina manakora ny olona mampiseho toetra na fihetsika tsy fanao ampahibemaso: Ede! olona tsisy varany izany marina [1.1] | |||
Explanations in French | Terme pour huer à la vue de quelque inconvenance [1.3] | |||
Derivatives |
| |||
Synonyms | eda ~ edede | |||
Updated on 2022/05/01 |