Entry |
drtoa > Rtoa
|
Part of speech | noun (abbreviation)
|
Explanations in Malagasy | Fanafohezan' ny hoe Ramatoa
[3.1]
|
Explanations in English | "Mrs." (Missus) , "Ms." (Miss) : abbreviation of Ramatoa
[3.1]
|
Explanations in French | "Mme." (Madame), "Mlle." (Mademoiselle) : abréviation de Ramatoa
[3.1]
|
Examples |
1 | Andriamanga sy Rtoa Razanajay sy havana ray aman-dreny avy tany Antananarivo.
[2.356]
|
2 | Ravelojaona niaraka tamin-dRtoa Raharinoro vadiny ary niantrano sy nisakafo antoandro tao aminay.
[2.356]
|
|
Vocabulary |
Morphology |
|
Antonyms |
|