Entry drofy > rofy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Faty, fahoriana [1.78]
 Aretina, fahadisadisana: Ho tsy tian-drofy anie ity zaza ity
Zava-mampijaly, fahoriana: Ety an-tany be rofy [1.1]
Explanations in English Illness, ill health [1.7]
Explanations in French Maladie, malaise [1.54]
 Maladie chronique, mauvaise santé [1.8]
Examples amin' ny rofy sy fahosana mahazo anao! [2.470]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams