Entry dridra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana ilazana karazana vay ohatra ny zavatra mibontsina kely amin' ny voalohany na ohatra ny faritra tera-mena eo amin' ny hoditra amin' ny ranjo; mitombo faingana ireo ka mety hahatratra 10 sm ny savaivony; misy fanaviana, fanaintainana ary fanapoizinana ny tena manontolo miaraka aminy [1.1]
Explanations in English An ulcerous disease [1.2]
Explanations in French Ulcère [1.54]
Vocabulary 
Derivatives 

Entry dridra
Part of speech noun
Explanations in English The name of a grass which is supposed to cause the dridra disease. [1.2]
Explanations in French  [Merina] ( dridra : ulcère, plaie rebelle).). Nom d'une plante herbacée, dont l'application en topique provoque la formation d'ulcères. Les mendiants s'en servent pour inspirer plus de pitié. [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31