Entry -drery
Part of speech morphological form of irery
Examples 
1Izay mandeha irery dia mipetra-drery tahaka ahy [2.4]
2isika olona kosa ka tsy ampy hery maningan-drery [2.245]
3ny anjaran' i Benjamina dia indimy hoatra ny anjaran-drery tamin' izy rehetra [2.996]
4Ny fanambarana dia azo atao amin' ny anaran' olon-drery, na fikambanana, na fokonolona, na faritany [2.272]

Updated on 2020/07/31