Entry dotra
Part of speech noun
Malagasy definition Fahamaizana amin' ny afo
¶ Fahaporetana [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms doro

Entry dotra
Part of speech adjective
Malagasy definition Poritra eo am-panaovana raharaha na maika hahavita iavatra: Dotra ery sizy nampanao ahy ny akanjony [Rajemisa 1985]
Derivations 

2009/02/23