Entry | dorana (dotra) | ||||||||||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||||||||||
Malagasy definition | Ampirehetina, asiana amin' ny afo:
Nodoran' ny olona ny tanety ¶ Levonina amin' ny afo: Nodorana ny fitafiany fa matin' ny areti-mifindra izy ¶ Poretina, terena: Nodoran' ny Fanjakana ny mpifehy ny faritany mba hampanao lalana haingana [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||||||
Quotes | Proverbs containing the word dorana | ||||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |