Entry donina (dona)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Pohina: Nodonin' ny andry ny lohako ka fanina mihitsy aho
Pehina: Doninao mafy loatra ny varavarana
Asian-teny henjana, tenenina mafy: Nodonin' ny lehibeny izy ka vaky barara tery, [1.1]
Explanations in English To be struck, to be knocked on [1.7]
Explanations in French Qu'on frappe [1.8]
Morphology 
Present : donina, doniko, doninao, doniny, donintsika, doninay, doninareo, donin', donin-, donim-, doni-
Past : nodonina, nodoniko, nodoninao, nodoniny, nodonintsika, nodoninay, nodoninareo, nodonin', nodonin-, nodonim-, nodoni-
Future : hodonina, hodoniko, hodoninao, hodoniny, hodonintsika, hodoninay, hodoninareo, hodonin', hodonin-, hodonim-, hodoni-
Imperative : dony

Anagrams 

Updated on 2023/01/20