Entry donaina (dona)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Kapohina, velezina, asiana mafy: Nodonainan' ny zokiny izy ka nahatsiaro fanina [Rajemisa 1985]
French definition qu'on frappe, qu'on bat comme font les laveuses: Nodonainao mafy loatra ny zazakely (Vous avez frappĂ© l'enfant trop fort) ~ Aza donainao loatra ny lamba (Ne battez pas trop fort le linge) [Abinal 1888]
Morphology 
donaina
donaiko
donainao
donainy
donaintsika
donainay
donainareo
donain'
donain-
donaim-
donai-
nodonaina
nodonaiko
nodonainao
nodonainy
nodonaintsika
nodonainay
nodonainareo
nodonain'
nodonain-
nodonaim-
nodonai-
hodonaina
hodonaiko
hodonainao
hodonainy
hodonaintsika
hodonainay
hodonainareo
hodonain'
hodonain-
hodonaim-
hodonai-
donao, donay

2013/10/21