Entry domelina
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Donto, mahatsiaro ny loha ho mavesatra, tsy afa-manao na inona na inona: Mafy izay asaindroa andro nisesy izay: domelina mihitsy izany ny lohako [1.1]
  donto [1.13]
Explanations in French Abruti [1.3, 1.13]
 Qui a la tête fatiguée, lourde, qui a l'esprit accablé, incapable de travail, de réflexion; qui a perdu la mémoire [1.3]
Examples 
1tsy misotro toaka, tsy mifoka sigara, ary tsy mandray zava-maha-domelina; [2.424]
2Nangitsingitsina ny sofiko, domelina ny an-dohako, nipararetra ny molotro. [2.643]
Derivatives 
Synonyms donto

Updated on 2023/03/12