|
|
|
|

Entry1  domatika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [Antambahoaka] dinta [1.78]
4 [Tanala] karazan-dinta, dintam-bohitra (tia aty ala sy ny toerana mandomando: Lalañ'be domatika ny mandeha an-kosin-dry Tsaboa (lalana feno dintam-bohitra ny mankany amin'ny tanimbarin-dry Tsabao) [1.78]
Vocabulary  5  Zoology: invertebrates

Updated on 2026/02/04