Entry dolelaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy (teny tranainy) Koka lava, feo tokana lavareny rehefa miantso
Fiantsoana olona ka halavaina na tarihina ho lava ny fanononana ny vaninteny farany amin' ny anarany na ampiana zana-peo toy ny a, ò! (ankehitriny) [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31