|
|
|
|

Entry1  dolara
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  [1.66.fr#305] dollar
International  4  [3.1] $
Examples  5  Isan-taona, dia hisy onitra homen' i Morosy an' i Madagasikara, dia volamena arivo dolara, volafotsy arivo dolara, vanja zato barika, basy, fitafiana, soavaly roa. [2.113]
6  Voalaza fa tany Ilakaka, teo anelanelan' ny 1998 sy 2002, ny fitrandrahana safira sy karazam-batosoa mena dia nitarika fahaverezam-bola iray miliara dolara ho an' ny firenena. [4.27]
Vocabulary  7  Economy: finances, management

Updated on 2023/07/21