Entry dodana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Forehitra sy may, kila, miredaka: Dodana ny fanaka rehetra tao amin' ilay trano may
Maika dia maika, may [1.1]

Updated on 2020/07/31