Entry dodadoda
Part of speech noun
Malagasy definition Firehetan' ny afo misy kitay betsaka, midedadeda [Rajemisa 1985]
French definition comme dedadeda [Abinal 1888]
Derivations 

Entry dodadoda (doda)
Part of speech adjective
Malagasy definition Mandanilany foana ny ananana, mirobaroba izay ananana, mandany tafahoatra: Dodadoda loatra iny zanakao iny [Rajemisa 1985]
Derivations 

2012/11/01