Entry (1/3) | 1 doany |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Toerana misy ny fasa-mpanjaka sakalava izay ivavahana angataham-pitahiana 4 [1.78] [Sihanaka] toerana fijoroana (fivavahana) |
Explanations in French |
5 [1.19] [Tankarana]
résidence royale, capitale ; désigne aussi la mer. |
Vocabulary |
6 Religions, Beliefs |
Illustrations |
|
Entry (2/3) | 9 doany |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] [frantsay douane] Vola aloa ho fadintseranana Sampan-draharaham-panjakana maka ny fadin-tseranana |
Synonyms | 12 ladoany |
Entry (3/3) | 13 doany |
Root | 14 doana |
Part of speech | 15 imperative of passive verb doanana [Full list] |
Anagrams | 16 |
Updated on 2025/01/21 |