|
|
|
|

Entry (1/2)1  ditra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Kiry tafahoatra hanao araka ny hevitry ny tena na dia fantatra fa tsy marina sy tsy tsara aza: Be di-doha koa izany raha olona. Tsy nahaleo ditra azy aho ka naleoko nihataka
4  Finiavana hanao ny tsy mety na dia tenenina lava izao aza: Ditran' ankizy re izany! Tsy avala hifoka sigara izy ka mbola mifoka foana ihany. [1.1]
Explanations in English  5  obstinacy, contumacy, stubbornness; hardness, as or wood, string, etc. See kiry, hihitra [1.2]
6  stubbornness, obstinacy [1.7]
Explanations in French  7  entêtement; obstination dans le mal [1.8]
8  bêtise [1.13]
Morphology 
9  Simple :
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  17  Proverbs containing the word ditra

Entry (2/2)18  ditra
Part of speech  19  noun
Explanations in Malagasy  20  tanimanga [1.13]
Explanations in French  21  argile [1.13]
Vocabulary  22  Geology
Morphology 
23  Simple :
Compound words 

Updated on 2023/08/11