Entry dirandoza (iditra, loza)
Part of speech interjection [full list]
Explanations in Malagasy Tenim-piontanana mivoaka ny vava raha mahare fa nisy voina lehibe nitranga tamindRanona tatsy na tamindRanona taroa: May, hono, ny tranon-dRazafy arỳ Ankorahotra. Dirandoza marina! [1.1]
Other spellings 

Updated on 2020/07/31