Entry dilatra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Vovo-tany maivana entin' ny rano amin' ny renirano ka mandry eny ho eny, manarona sy mahalonaka ny tany: Tany dilatra [Rajemisa 1985]
   nofon-tany mahavokatra nentin'ny riaka [SLP: Voambolana]
English definition   sedimentary deposits of earth [Richardson 1885]
French definition   alluvion flottée, limon [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Quotes  
Analogy   angon-dilatra ~ tany dilatra

Entry dilatra
Part of speech   Unspecified
Malagasy definition   Enti-milaza fandalovan-javatra mahakasika kely. [Rajemisa 1985]
Derivations  

Entry dilatra
Part of speech   adverb [list]
English definition   [Provincial] almost, nearly [Richardson 1885]

Entry dilatra
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Sihanaka] holapery [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  

Entry dilatra
Part of speech   noun
French definition   [Bezanozano] (de dilatra, adjectif : touché à peine, effleuré). Leptolaena multiflora Thouars (Sarcolaenaceae ). Le nom est une allusion discrète aux emplois de cet arbre en sorcellerie (voir birana). Bois dur mais peu employé. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulary  
Scientific name   Leptolaena multiflora

2017/12/09