Entry | 1 dikaina |
Root | 2 dika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ihoarana avy eo ambony: Dia tsy ho hainao dikaina ve io tatatra io 5 Seranana na salovanana eo anoloana na eo ambony: Aza dikainao itỳ dadatoanao, anaka 6 Andalovana fotsiny, tsy raharahaina: Loza fa nodikainaony lehibenao, hadinonao angaha ny hoe: aza manao rano dihain-jinga! 7 Nodinganina, navela fa hadino: Andalana tala no nodikain' ny mpanoratra amin' ny milina 8 Tsy narahina: Nodikainao ny lalàna ha hofaizina ianao [1.1] |
Explanations in English |
9 to be overstepped, to be translated [1.2] 10 to be crossed by something [1.7] |
Explanations in French |
11 dont on s'est écarté [1.8] |
Examples |
12 Ka ianareo tsy manivaka, milaza ny marina tsy azonay dikaina. [2.245#] 13 Nanorenana tetezana teny amin' ireo renirano tsy maintsy dikaina. [2.445#] 14 Fa izaho no saonjo an-kihin-karana : tsy hadím-body, tsy hanin-dravina, ka raha dikaina, mahabe lohalika; [1.406#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2023/05/25 |