|
|
|
|

Entry1  difotra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Sarona, rakotra: Difotry ny rano ny tanimbary
Rendrika ao anaty: Difotry ny alahelo i Neny tamin' ny nahalasanan' i zoky tany am-pita
Ihoarana, milentika ao anaty: Difotry ny mangahazo aho: loza izany raha hatsaran' izay voly
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] submerged, overwhelmed
5  [1.2] deluged. See safotra, tondraka
Explanations in French  6  [1.3, 1.8] submergé, dépassé par
7  [1.3] plongé dans, qui a disparu sous l'eau, couvert
Examples  8  Angamba difotra alahelo loatra izy ka tonga verivery saina. [1.38]
9  difotra ny tanimbary rehetra, ny zehitra amoron' Alaotra lasa ohatra ny farihy ranoray daholo. [2.472]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Names :
13  Adjectives :

Anagrams  14  adifotr, adofitr, difotra, dofitra

Updated on 2020/07/31