Entry diera
Part of speech noun
Malagasy definition ny diera lahy dia manana tandroka lehibe mirantsandrantsana. Samy faingam-pandeha na ny lahy na ny vavy, sady tsara tarehy no malemy fanahy [Randzavola: Baiboly page 173]
Vocabulary 
Origin English: deer.
Synonyms serfa
Illustrations 

2014/11/08