Entry dieny
Part of speech conjunction [full list]
Explanations in Malagasy Famintinana ny hoe dia ny, izay midika hoe "raha mbola": Miasà dieny matanjaka [1.1]
Explanations in English While yet, during the time that [1.7]
Explanations in French Pendant que, alors que [1.8]
Examples 
1Tsy aleo ve dia velezina ny vy dieny mafana? [2.528]
2Azoko tantaraina dieny izao izany fialany izany. [2.472]
Compound words 

Updated on 2022/05/02