Entry didifoitra > didy foitra (didy, foitra)
Part of speech expression
Malagasy definition Fandidiana, eo am-pahaterahan' ny zaza, an' ilay tady nifandraisany tamin-dreniny nandritra ny mbola naha-tao ankibo azy
¶ Famorana, fora, fandidiam-poitra, fanikinan-jaza, hasoavana [Rajemisa 1985]
English translation  didiam-poitra [Richardson 1885]
Vocabulary 
Other spellings