Entry diboka
Part of speech adjective
Malagasy definition Difotra ao anaty rano, na sarona tsy misy miseho: Dibo-drano ny tanimbary
¶ Feno: Dibokafaliana ny fonay amin' izao fahatongavanao izao [Rajemisa 1985]
English definition full, crowded, covered, as with water [Richardson 1885]
Derivations 
Compound words, titles, names 

2009/11/07