|
|
|
|

Entry1  dibo-kafaliana
Part of speech  2  locution
Examples  3  Vao mainka dibo-kafaliana sy nidobodoboka ny fon-dRasoa. [2.470]
4  Ny vahoaka rehetra dia velom-panantenana sy efa dibo-kafaliana ambony ihany. [2.472]
Elementary words  5  diboka, hafaliana

Updated on 2024/03/08