Entry diary
Part of speech   noun
Malagasy definition   Boky kely misy ny andro sy ny volana ao anatin' ny taona, izay matetika anamarihana ny asa atao na ny zavadehibe mitranga amin' ny andro tsirairay avy [Rajemisa 1985]
English definition   a diary [Richardson 1885]
   an agenda [Hallanger 1973]
French definition   agenda [Hallanger 1974]
Examples  
1Nalainy ny diary tany am-paosiny. [Rajaonarivelo: Bina, page 62]
2Rehefa voarehitra ny afo, dia novelariny ny diary, ka novakiny io teny io. [Rajohanesa: Kintana]
3Nampiasain'izy ireo ny diary hitadidiana ny vaninandro nahaterahan'ny zaza. [FOFAFIPE: Rosovola, page 123]
Origin   English: diary.
Compound words, titles, names  

Entry diary
Part of speech   noun
English definition   diary, boky anoratana ny atao sy ny itadidiana ny zava-mitranga isan-andro [Hallanger 1969]

Updated on 2017/07/26