Entry diakona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy (fivavahana protestanta.) Olona, lehilahy sy vehivavy, manam-py ny Mpitandrina amin' ny fitondrana sy fikarakarana ny fiangonana ka ireto avy ny lehibebe amin' ny andraikitra sahaniny: mikarakara ny fanaovana ny sakramenta sy ny fanaka momba azy; tompon' andraikitra amin' ny fandaminana sy fanginana ao an-trano fiangonana; mamangy ny marary sy ny mahantra; mikarakara ny ankizy sy ny tanora [1.1]
Explanations in English A deacon [1.2]
 A deacon [1.7]
Explanations in French Diacre [1.8]
Examples Diakona tao amin' ny FJKM Tranovato Ambatonakanga izy hatramin' ny 1966 ary Loholona tato aoriana. [2.508]
Vocabulary 
Origin English: deacon.
Analogs  diakra
Articles 

Anagrams 

Updated on 2022/07/30