Entry | 1 deraina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ankalazaina, omena voninahitra: Rariny raha derain' ny vahoaka ireo nanao manda tehezana niaro ny tanindrazana |
Explanations in English |
4 [1.2] to praise, to celebrate, to glorify; to speak well of a person 5 [1.7] to be praised |
Explanations in French |
6 [1.3] Qu'on loue: Derainao loatra izy (Vous le louez trop) ~ Mendrika hoderaina tokoa izy (Il mérite vraiment d'être loué) 7 [1.8] qu'on loue |
Root | 8 dera |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word deraina |
Anagrams | 14 aredany, denaria, deraina, iderana |
Updated on 2025/03/04 |
![]() |