Entry | 1 dararaka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza olona mipetrapetra-poana malai-mihetsika ary toa adaladala varimbariam-poana ka raraka hatramin' ny iviny |
Explanations in English |
4 [1.2] clownish, silly in looks |
Explanations in French |
5 [1.3] Nonchalant, sans-souci, niais, nigaud |
Derivatives |
|
Updated on 2025/01/21 |
![]() |