Entry dao
Part of speech noun
Malagasy definition Feon-javatra miantonta amin-javatra, na feon-kapoka midoboka: Miasa amin' olona tsy mifaditrovana: manao, dao; tsy manao, dao ! [Rajemisa 1985]
French translation Pouf, bruit sourd que fait un corps, en tombant [Abinal 1888]
  [Tankarana] explétif. § rè. [David 1952 (takila D)]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31