| Entry | 1 danoka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fandeha miangoty sy miaingitra ampisehoana fahamboniana na enti-milaza amin' ny hafa fa miadana sy sambatra
[1.1] |
| Explanations in French |
4 Démarche lente, comme de quelqu'un qui est bien repu ; action de parler avec affectation
[1.3] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 10 danona |
| Anagrams | danoka, 11 dokana, 12 donaka, 13 kadoña, 14 kodàna |
| Updated on 2025/09/19 |
|