Entry damimy
Part of speech noun
Malagasy definition  [Betsileo] kary: Ataovo soa ny kijolo fa tamean'ny damimy ny akoho (Tandremo tsara ny fefy fa manamy ny akoho ny kary) [Rakotosaona 1975]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31