Entry dalo
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sakalava] Loaka amin' ny sisin' ny botry natao ho fandehanan' ny rano [Rajemisa 1985]

Entry dalo
Part of speech adjective
Malagasy definition (teny tranainy) Fohy, zeny [Rajemisa 1985]

Entry dalo
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Sihanaka] mifandiso [Rakotosaona 1975]
English translation  [Provincial] used of persons who have missed each other (Prov.) Comp. lalo. Same as the Hova Mifandiso. See diso [Richardson 1885]

Updated on 2020/07/31