Entry dabilio
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Akalandava fipetrahana any an-tsekoly na amin' ny trano fivoriana [1.1]
Explanations in English A school desk, form, or bench [1.2]
 A workbench; a bench, a pew, a school bench [1.7]
Explanations in French Banc [1.3]
 établi; banc [1.8]
Examples Tao amin' ny efitra avaratra kosa, nisy ny fanaka vitsivitsy, farafara fatorianay telo mianaka sisa, latabatra iray ary dabilio anankiroa. [2.472]
Origin French: établi.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31